vendredi 11 janvier 2008

Mpankafy an'i Ally Mac Tyana

Salama daholo,

Izaho dia mpankafy manokana an'i Ally Mac Tyana, mpanankanto mpanao sarimihetsika iray, metisy vazaha sy gasy (frantsay ny rainy ary gasy ny reniny). Jereo eto:
http://fr.wikipedia.org/wiki/Dany_Veríssimo.

Fa ny tena nananganana ity blog ity dia ny mba hanomezana fahafaham-po ireo te hijery sy hanana ny sary sy vidéon'i Ally Mac Tyana.

Mila "haut débit" anefa ny vidéos satria somary ngezangeza (eo @ 100Mo eo ho eo) ka elaela vao telechargés.

Ny sary dia ezahiko havoaka eto ihany saingy raha misy mila (amin'ny ambongadiny) dia homeko eto ihany ny liens ahafahana maka izany.

Mazotoa ô!,

Fan-Ally

2 commentaires:

rh7243 a dit…

ary to andohavam-bola ilay izy

fan.ally a dit…

Tsy andoavam-bola io fa misy option "gratuit".